Andron’ny 08 martsa eto Toamasina : Nanao asa sosialy ny APF-SPAT…

Taorian’ny asa sosialin’ny Fikambanam-Behivavin’ny Seranan-tsambon’i Toamasina, APF-SPAT, tao amin’ny fonjaben’i Toamasina ny alahady teo, dia teny amin’ny “Maison de Charité” Tanamakoa akaikin’ny Dojo Soavita indray no nanaovan’ireo izany asa sosialy fanaony izany. Nanampy ity ivontoerana ity ara-tsakafo ireto fikambanana ireto, satria nisy ny fanolorana vary sy sakafo samihafa natao. Andriambavinilanitra 25 eo ny mpikambana ao anatin’ny fikambanana APF-SPAT, ka...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Andron’ny 08 martsa eto Toamasina : Nanao asa sosialy ny APF-SPAT…