OIM : Tandindinin-doza ny faritra arovana ao Menabe noho ny fifindra-monina

Eo ampamolavolana ny drafitra sy paikady hoenti-miatrika ny fifindra-monina ny faritra Androy sy ny faritra Menabe izay faritra tena iharan’ity fifandra-monina ity, ny OIM “Organisation Internationale pour les migrations” no tompomarika amin’ity atrikasa atao eto Antsirabe ity mandritra ny hateloana izay nanomboka omaly Alatsinainy 10 Febroary 2025. Efa samy nahavita ny atrikasa rezionaly ny faritra roa nialohavan’izao fotoana izao. Ny faritra Menabe no lasibatra amin’ny...
Lire la suite sur
Image à la une de OIM : Tandindinin-doza ny faritra arovana ao Menabe noho ny fifindra-monina