Imerintsiatosika : Nibaradaka sy nifona ireo mpangalatra « panneaux »

Ny alahady lasa teo, teo am-piandrasana fiara handeha hiakatra, teo Miakadaza, Imerintsiatosika izy roa lahy ireto no tonga tampoka ireo mpanao fisafoana. Teny amin’iny izy ireo, « panneaux solaires » miisa roa niaraka tamin’ny vatoaratra. Somary nampiahiahy ihany fihetsik’izy roa  lahy ka nanontany azy ireo avy hatrany ireo zandary. « Fanontaniana tsotsotra toy ny mahazatra, hoy izy ireo tao amin’ny pejiny tao, kanefa efa nampisambadidaka ny valintenin’izy roa lahy … »....
Lire la suite sur
Image à la une de Imerintsiatosika : Nibaradaka sy nifona ireo mpangalatra « panneaux »