Bekorobo-Maevatanàna : Olona efa-dahy maty sempotra tao anaty lava-bolamena

Anisan’ny mampiavaka ny faritra Betsiboka, indrindra fa ny ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna ny fananana volamena anaty tany sy ny amban’iny renirano iny, hany ka ny valopolo isan-jato ny mponina aty an-toerana dia mivelona sy mitrandraka an’ity harena sarobidy ity. Satria mahavita maniraka miala ny tanàna fonenany, sy ny vady aman-janaka ny volamena, rehefa maheno ny toerana malaza misy azy. Raha ny angom-baovao voaray hatrany dia lehilahy efatra no nitsofoka tsirairay, tao...
Lire la suite sur
Image à la une de Bekorobo-Maevatanàna : Olona efa-dahy maty sempotra tao anaty lava-bolamena