Mpiasan’ny PAM : Voaroba tratra teo am-panakalozana vola vahiny ireo jiolahy

Vola vahiny « euro » sy « dollar », izay miteti-bidy any ho any amin’ny roa tapitrisa ariary tany ho any no azon’ireto olon-dratsy ireto, rehefa avy namaky trano fandraisam-bahiny iray teo Farafangana izy ireo, ny herinandro lasa teo. Roa andro taty aoriana, niakatra teo an-tsenan’i Farafangana ny iray tamin’ireo olon-dratsy, handeha hanakalo vola. Noraisim-potsiny. Raha ny fampitam-baovao azo, tamin’ny heriny androany no nitranga ity fandrobana ity tany an-toerana. Vazaha...
Lire la suite sur
Image à la une de Mpiasan’ny PAM : Voaroba tratra teo am-panakalozana vola vahiny ireo jiolahy