Que s’est-il passé lors de l’affrontement entre gendarmes et dahalo à Maevatanàna ?

À Beakana, dans le district de Maevatanàna, une opération des gendarmes a conduit à un échange de tirs avec deux dahalo transportant des bœufs volés. L’un des voleurs a été tué lors de l’affrontement, les animaux récupérés et remis à leur propriétaire, sans blessés du côté des forces de l’ordre.

Ny faha-02 Oktobra taona 2025 lasa teo iny, tokony tamin’ny sivy ora maraina tany ho any no nahazo antso an-tariby tamin’ireo Zandary miasa any amin’ny  » Poste fixe Mahatsinjo atsimo,  » any amin’ny tobim-paritra Kandreho, ireo Zandary namany miasa ao amin’ny  » Poste fixe Beakana,  » any amin’ny kaominina ambanivohitra Andriba, ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna, satria voalaza fa nizotra nakany ny lalan’ireo malaso roa lahy nitondra ny omby halatra...
Lire la suite sur midi-madagasikara.mg
Image à la une de