La collecte des noms et informations des détenus politiques relance les spéculations sur une possible amnistie, alors que le contexte national reste tendu. Si aucun communiqué officiel n’a encore été publié, les familles des détenus espèrent une libération prochaine, réclamée depuis plusieurs semaines par les manifestants et les organisations civiles.
Source : midi-madagasikara.mg
Omaly no nisy tompon’andraikitra izay naka ny anaran’ny voafonja politika sy ny mombamomba azy ireo, isan’izany ny daty fanombohan’ny famonjàna vonjimaika ho an’izay mbola tsy voatsara. Nalaina izany ary nampitaina tany amin’ny tompon’andraikitra ambony izay tsy mbola fantatra izay tena niantefany. Na izany aza, raha oharina amin’ny toe-javatra izay misy eto amin’ny firenena dia mihevitra ireo voafonja fa mizotra any amin’ny famotsoran-keloka no mety ho antony....