Comment un faussaire a-t-il été arrêté avec de faux billets à Miarinarivo ?

Un homme de 37 ans a été interpellé à Miarinarivo alors qu’il tentait d’acheter un bœuf avec plus d’un million d’Ariary en faux billets. Alertée par le vendeur, la police est intervenue rapidement et a arrêté le suspect, désormais placé en garde à vue pour enquête.

Fitakiana etsy, fanambarana eroa, fitokonana, korontana, sakoroka … ary ny herisetran’ireo zandary sasantsany moa efa tsy lazaina intsony ! Ao anatin’izay tranga rehetra misy eto amintsika izany dia tsy mikely soroka ihany koa ireo mpanao ratsy, miezaka manararaotra ny toe-java-misy. Anisan’izany ireo mpanao sy mpanarapitaka ireo vola sandoka. Mila fahamailoana avy amin’ny rehetra izy io hoy hatrany ireo mpitandro filaminana fa mihamaro ireo olon-dratsy mikasa hamitaka...
Lire la suite sur midi-madagasikara.mg
Image à la une de