Bekily : Fanafihan-dahalo nahafatesana miaramila

Efa hita ny basy, mitohy ny fikarohana Fantatra fa nahetsika avokoa ireo toby manodidina, torak’izay ihany koa ireo mpitandro filaminana any an-toerana, hanampy isa ireo efa eny an-kianja hanao ny fanarahan-dia sy hikarohana ireo dahalo am-polony maro. Hatreto aloha, raha ny fampitam-baovao azo, ny basin’ireo miaramila roalahy avy eo anivon’ny Tafika, lavo an-tanim-piadiana no efa hitan’ireo mpanara-dia, ny harivan’ny talata lasa teo, rehefa nentin’ireo olon-dratsy taorian’ireo...
Lire la suite sur
Image à la une de Bekily : Fanafihan-dahalo nahafatesana miaramila