Bouleverd Ratsimilaho Toamasina : Nanomo olona iray indray ny lozam-pifamoivoizana

Saika isan-kerinandro indrindra amin’ny fiafarany iny dia matetika hitrangana loza mahatsiravina tsy maintsy hamoizana aina iny boulevard Ratsimilaho, eny amoron-dranomasin’i Toamasina vao namboarina iny, eto Toamasina. Ny sabotsy no nitrangan’ny lozam-pifamoivoizana nifandonana fiarakodia sy scooter iray, saingy ny alahady no nodimandry ilay mpitondra scooter izay mpiasa eo anivon’ny kaominina suburbaine Toamasina, manao ny asa polisy monisipaly. Araka ny fanazavana dia tsy ilay fiara...
Lire la suite sur
Image à la une de Bouleverd Ratsimilaho Toamasina : Nanomo olona iray indray ny lozam-pifamoivoizana