RN4 : Mpandeha taxi-brousse 12 naratra

Nanao sesilany indray ny lozam-pifamoivoizana niseho taty amin’ny lalam-pirenena fahefatra tao ho ao izay. Ny angom-vaovao voaray hatrany no nahalalana fa nisehoana lozam-pifamoivoizana ny teny lalam-pirenena fahefatra PK 330+500, izany hoe tany amin’ny tanànan’i Tsarakafe, fokontan’Andramy, any amin’ny kaominina Maevatanàna faharoa ny Atalata faha 13 May taona 2025 teo iny, tokony tamin’ny 10 ora maraina tany ho any. Tra-doza teny amin’ny tanàna voalaza etsy aloha ny...
Lire la suite sur
Image à la une de RN4 : Mpandeha taxi-brousse 12 naratra