Talatavolonondry : Jirama sandoka nahazo volabe

Tsy kely làlana ny mpisoloky ary miketrika hatrany izay hahazoany. Tetsy Talatavolondry dia niditra tao amin’ny ozinina fitotoam-bary iray ny roa lahy ary nilaza ho mpiasan’ny Jirama. « Nisy zavatra nokitihiny teo amin’ny ‘compteur’ ary nolazaina fa niendaka ny sisiny havia amin’ilay takelaka hazo nipetrahan’izany. Teo...
Lire la suite sur
Image à la une de Talatavolonondry : Jirama sandoka nahazo volabe