Andoharanofotsy : Jiolahy raindahiny, tratra ihany na dia niezaka ny niafina aza

Tompon’antoka tamin’ireo fanafihana mitam-piadiana maromaro nitranga teto an-drenivohitra, voarohirohy tamin’ny resaka vono olona sy ny maro samihafa … Anisan’ny vokatra goavana indray no azon’ny teo anvion’ny polisy avy ao amin’ny sampana miady amin’ny heloka bevava tamin’ny fahatratrarana ity jiolahy raindahiny ity. Ny 10 may lasa teo ity farany, raha ny fampitam-baovao’ny pôlisy no voasambotra tao amin’ny tranony niafenany, teny amin’iny faritra Andoharanofotsy...
Lire la suite sur
Image à la une de Andoharanofotsy : Jiolahy raindahiny, tratra ihany na dia niezaka ny niafina aza