ANTSINANAN-TSENA SABOTSY :  Maimbo mila tsy ho zaka fofona maloto

Tsy misy izay tsy vaky vava ireo mpandalo amin’iny lalana antsinanan-tsena Sabotsy iny amin’ny fofona ratsy eny amin’ny manodidina eny. Manomboka eo ambaninin’ny pharamacie Vakinankaratra miakatra amin’ny Hopitaly Atsimo iny, miovoaka aty avaratsena akaikin’ny mpenety amoron-dalana. Tena tsy azo hiainana ny fofona avokan’ireo trano fivoahana sy lakan-drano feno maloto eny an-toerana eny indrindra rehefa aorian’ny orana. Velon-taraina noho izany ny mponina eny amin’ny...
Lire la suite sur
Image à la une de ANTSINANAN-TSENA SABOTSY :  Maimbo mila tsy ho zaka fofona maloto