ANTSIRABE :  Fifaninana tanana madio sy mivoatra, mbola ho lavitra ny ezaka

Taorian’ny fanamby  napetraky ny fitondrana mahakasika ilay fifaninanana” tanana madio sy mivotra” amin’ireo nenivohim-paritra 23 eto amin’ny Nosy dia nampivory ireo tompon’andraiki-panjakana isan-tsokajiny eto an-toerana ny governoran’ny faritra niaraka tamin’ny solombavam-bahoakan’Antsirabe voalohany sy ny ben’ny tanana eto Antsirabe ambonivohitra ny zoma 16 May 2025 lasa teo.   Tanjon’ity fihaonana ity ny hametrahana drafitra entina hanatsarana ny tanana mba...
Lire la suite sur
Image à la une de ANTSIRABE :  Fifaninana tanana madio sy mivoatra, mbola ho lavitra ny ezaka