Hajo Andrianainarivelo. Mamita-bahoaka amin’izato teny frantsay ve sisa no fomba fiady ?
Ry mpamaky hajaina : aza miahiahy fa na afaka 25, 50, 100 taona dia hisy hamaky foana ny soratro rehetra satria tahiry na arsivan’ny Tantaran’i Madagasikara. Lavitry ny IA (« Intelligence artificielle ») izay fitaovana noforonin’olona...