Miiba, miabo : fikorontanan’ny toetr’andro
Miiba iray na manatombo roa Celsius izany dia efa manova zavatra ? Tamin’ny lahatsoratra herinandro lasa aho nanatsidika ny mari-pana tamin’ny taona 1950, amin’ny tonontaona tahaka izao.Mari-pana ankehitriny sy tamin’ny 74 taona lasa : 24 ka...