Fefiloha «sivilizasiôna» sy tevana «barbaria» (Tohiny)
Izany anefa dia nahavitana fefiloha tahaka ny «Fefiloh’Andriambolanambo», izay voalaza hoe Andriana teo Namehana anefa raha ny fefiloha mitondra ny anarany mamakivaky manomboka eny Soanierana ankehitriny ka hatrany Ambodifasina. «Any...