Fefiloha «sivilizasiôna» sy tevana «barbaria» (Tohiny)

Izany anefa dia nahavitana fefiloha tahaka ny «Fefiloh’Andriambolanambo», izay voalaza hoe Andriana teo Namehana anefa raha ny fefiloha mitondra ny anarany mamakivaky manomboka eny Soanierana ankehitriny ka hatrany Ambodifasina. «Any ankazomasina, atsimon’Antananarivo ny lohany (eo atsimon’i Soanierana), mianavaratra any andrefan’Ambohijanahary, mianavaratra any andrefan’Isotry, dia mahazo andrefan’i Tanimena, dia mianavaratra andrefan’Ivandry, dia mahazo ny...
Lire la suite sur