Magie, magie : misia ranomasom-bato sy ivim-bovoka

Ny mpisoloky amin’ny zavatra somary bitsihina hoe «tsiambaratelo» dia mody masimasin’endrika ivelany : manao sola loha na manao somotra matevina, dia manao akanjo mirebareba, na mody mitafy lamba ntaolo, dia tsara raha tsy mikiraro satria «miresaka» amin’ny «herin’ny tany», «angovo miafina». Dia mamoromporona izao fadifady rehetra izao. Ny kisoa sy ny tongolo moa no matetika tondroi-molotra amin’izany. Sakafo roa samy matsiro. Mba tena hampadio ny tena, satria hitafa...
Lire la suite sur