Fihariana amin’ny fiompiana trondro: ” làlana mankany amin’ny fahaleovan-tena ara-tsakafo”
Fihariana amin’ny fiompiana trondro: ” làlana mankany amin’ny fahaleovan-tena ara-tsakafo” 26 septembre 2024 11kg isan-taona ny trondro tokony hoanin’olona iray. Io no tanjona hotratrarina hatramin’ny 2025, raha toa ka mbola manodidina ny 7kg isan-taona isan’olona izany ho an’ny eto Madagasikara. 150 000 taonina anefa no vokarin’i Madagasikara...