Madagasikara Kolikoly. Hetra, faktiora sy ny tariny. Hatramin’ny oviana aho no hiomehy ?
Efa 40 taona mahery aho no mpanao gazety ary tsy mitsahatra amin’io asa masina io raha tsy any am-pasana. Ho any daholo isika fa aza mamorom-porona resabe indray ny sasany… Ny fihetsik’ingahy Marc Ravalomanana no nahatonga ahy nanoratra ity fampahatsiahivana ity. Tsy inona izany fa ny fomba ratsy...