Hajo Andrianainarivelo. Mamita-bahoaka amin’izato teny frantsay ve sisa no fomba fiady ?

Ry mpamaky hajaina : aza miahiahy fa na afaka 25, 50, 100 taona dia hisy hamaky foana ny soratro rehetra satria tahiry na arsivan’ny Tantaran’i Madagasikara. Lavitry ny IA (« Intelligence artificielle ») izay fitaovana noforonin’olona maro manambatra asan’olona nisy ary misy ka lasa mamorona tantara hafa mihitsy. Fa fantatra foana ireo mampiasa sy hampiasa io IA io satria tsy hisy « feeling » mampiseho ny maha izy azy ny mpanoratra intsony, ary afaka hamarinina ao amin’ny...
Lire la suite sur
Image à la une de Hajo Andrianainarivelo. Mamita-bahoaka amin’izato teny frantsay ve sisa no fomba fiady ?