Soanierana Ivongo : Voasambotra ihany ilay mpanamory ny sambo « Francia III »
Telo taona taty aoriana nikarohana ilay tompon’ny sambo “Francia III” sy mpanamory azy ny 24 septambra teo, izay rendrika tao Antsiraka Soaniarana Ivongo ary nahafaty olona marobe, nisy 88 tany ho any, dia tratran’ny zandary tao Soanierana Ivongo ihany ilay mpanamory sady tompon-tsambo antsoina hoe “Franck Antonio Norbert”. Nokarohina fatratra ity mpanamory tompon’ny sambo ity noho didy fampisamborana nahazo azy avy amin’ny fitsarana, nahafaty olona maro be, ity, ka niteraka...