Sambo mpitsabo « Mercy Ships » : Mety hangorona entana eto Madagasikara?

Hiala eto amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina ilay sambo mpitsabo “Mercy Ships” mandalo eto amintsika, noho ny fitsaboana maimaim-poana fanaony. Ny antony dia tsy fahavitan’ny Sonia ilay “Protocole d’accord general”, izay tsy mety vitan’ny fanjakana Malagasy, raha tsy voarainy hatramin’ny anio 06 aogositra izany dia tsy maintsy handao an’ny seranan-tsambon’i Toamasina Madagasikara izy ireo. Miantoka aman’ain’ny Malagasy tsaboina ao anefa ny fandalovan’ity sambo...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Sambo mpitsabo « Mercy Ships » : Mety hangorona entana eto Madagasikara?