Mandoto :  Tetik’asa PURPA – Tantsaha 180 isa nahazo fanampiana

Fizarana tohana avy amin’ny Tetitak’asa. « Projet d’Urgence de Renforcement de la Production Alimentaire à Madagascar » na PURPA dia tetikasa vatsian’ny banky Afrikana ara bola, seha pihariana efatra no tohanany, ny vary anaty rano, vary an-tanety, voanjo ary ny varim-bazaha, mazava hoa azy fa ny ministeran’ny fambolena sy fiompiana no mananteraka azy, roa taona no faharetan’ny tetikasa.Tantsaha avy ao amin’ny distrika Mandoto no nisitraka ny fanampiana avy...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Mandoto :  Tetik’asa PURPA – Tantsaha 180 isa nahazo fanampiana