Antsirabe : Nanamarika ny faha folo taona nijoroany ny AFHAM

Tys ho vesatry ny fiaraha-monina ny vehivavy manana fahasembanana. Ny datin’n 02 Aogositra lasa teo no ivon’ny fankalazana ny faha 10 taona nisian’ny AFHAM na « Assoiation des Femmes Handicapes de Madagascar » rantsana eto Antsirabe. Tao amin’ny trano fivorian’ny fiadidian’ny faritra no nanaovana ity hetsika jobily faha 10 taona ny fikambanana ity. Hampiroborobo ny zon’ny olona tra-pahasembanana, fanatsarana ny fiainany indrindra ny fitsinjovana manokana ny...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Antsirabe : Nanamarika ny faha folo taona nijoroany ny AFHAM