Oniversite Toamasina : Tompon’andraikitra adalam-behivavy nesorina

Tsy naneno in-telo akory ny akoho dia efa very asa ilay rangahy. Izany dia taorian’ny vaky bantsilana tamin’ny facebook izay navoakan’ny mpisintona lakolosy fanairana. Mahakasika ny fitakian’ny lehiben’ny sampan-draharaha mikasika ny vatsim-pianarana firaisana ara-nofo tamin’ny mpianatra mba miandrandra an’izany ny raharaha. Efa mailo ilay mpianatra L3 ary nalainy feo avokoa ny resaka. Naparitany tamin’ny tambajotra sosialy avy amin’ny mahay izany. Ny maraina no nivoaka...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Oniversite Toamasina : Tompon’andraikitra adalam-behivavy nesorina