VAKINANKARATRA : Tantsaha miisa 60 nahazo tohana avy tamin’ny Profilait Plus

Tantsaha mpamokatra ronono voahofana ho mpanentana miisa 60 eto Vakinakaratra no nahazo fanampiana ara pitaovana toy ny bisikileta, finday amin’ilay hika farany, fandrefesana omby, Fitsapana hafanana, Calendrier circulaire, fanamiana sy ny maro hafa. Ny fandaharan’asa AFafi Centre izay vatsian’ny vondrona Aeropeanina vola no vy sy angady nahitana izao fanomezana izao. Ny Profilait Plus no tompomarika tamin’ny hetsika ity.  Marihina fa ireo mpanentana miisa 60 ireo dia avy...
Lire la suite sur
Image à la une de VAKINANKARATRA : Tantsaha miisa 60 nahazo tohana avy tamin’ny Profilait Plus