Maevatanàna :  Tsy nanadino ny andro iraisam-pirenena hoan’ny fahalalan’ny asa fanaovan-gazety ny mpanao gazety taty Maevatanàna

Asa masina sy saro-pady no tanterahan’ny mpanao gazety, sady mitondra ny feon’ny tsy afaka miteny amin’ny fitakiana ny mangarahara, ary mijoro amin’ny zony halala. Nohon’izany dia tsy nanadino ny andro iraisam-pirenena hoan’ny fahalalan’ny asa fanaovan-gazety ny mpanao gazety taty Maevatanàna, amin’izao fanamarihana sy fankalazana ny andron’ny faha 03 May izao. Ny marainan’ny Asabotsy lasa teo dia nifampitaona teny amin’ny kianjan’ny mahery fo 1947 ny mpanao gazety...
Lire la suite sur
Image à la une de Maevatanàna :  Tsy nanadino ny andro iraisam-pirenena hoan’ny fahalalan’ny asa fanaovan-gazety ny mpanao gazety taty Maevatanàna