Nanisàna : Zazavavikely hita faty, ahiana ho nisy nanolana

Manodidina ny 6 na 8 taona eo ity ankizivavy kely ity. Mitsirara efa tsy misy aina intsony ao ambany tetezana, amin’iny lalam-baovao mampitohy an’i Nanisàna sy Ankadindramamy iny. Zara raha mitafy ny tapany ambany … Omaly, tokony ho tamin’ny fito ora sy sasany teo ho eo, no nisy nampandre ireo tompon’andraikitry ny fokontany Nanisàna. Nidina avy hatrany teny an-toerana ireto farany ary nahita maso ity tranga mampivarahontsana ity. Raha ny angom-baovao azo teny an-toerana dia...
Lire la suite sur
Image à la une de Nanisàna : Zazavavikely hita faty, ahiana ho nisy nanolana