Vadin’ny Kolonely Patrick : Navoaka an’Antanimora omaly maraina

Adiny 12 katroka taorian’ny fidiran’ny Filoham-pirenena tamin’ny Televiziona Nasionaly dia nihatra avy hatrany ny fiangaviany ny tompon’andraikitra ny mba hamotsotra ny vadin’ny Kolonely Patrick Rakotomamonjy. Ny heloka vady tsy heloky ny ankohonany ary tsy tokony hotazomina noho izany ilay ramatoa. Tsy niandry ela ny teo anivon’ny fitsaràna sy ny mpiandry fonja fa avy hatrany dia namoaka ilay ramatoa teny Antanimora omaly maraina manodidina ny tamin’ny sivy ora sy sasany. Ireo...
Lire la suite sur
Image à la une de Vadin’ny Kolonely Patrick : Navoaka an’Antanimora omaly maraina