Vakinankaratra : Namamarika ny andro maneran-tany ho an’ny zaza Autiste
Natokana ho volan’ny zaza autiste ny volana Aprily, isan’ireo faritra nanamarika ity andro maneran-tany amin’ny fanentanana ho an’ny zaza autiste ity ny teto Vakinankaratra. Ny zaza autiste dia manana toe-tena na fahasamihafana ara tsaina na zaza hafa kely. Mazana manana olana amin’ny fitazaina azy ireny ny ray aman-dreny Ho an’Antsirabe manokana dia manodidina ny 100 ny zaza Autiste ao anatin’ny fikambanana AEEDI izay ao anatin’ny “ Autisme federation de...