Tsarahonenana : Trano miisa 12 kilan’ny afo, olona iray maty

Hain-trano mahatsiravina no nitranga teny Tsarahonenana, ambany kelin’Ampasampito, omary maraina. Trano am-polony maro, niaraka tamin’ny entana isan-karazany no indrisy fa  zary lavenona sisa. Ankoatry ny fitaovana kila hotohoto anefa dia fantatra ihany koa fa aina iray no nafoy tao anatin’izay hain-trano goavana izany ary olona iray no naratra. Raha ny angom-baovao azo dia tokony ho tamin’ny valo ora maraina teo ho eo no nirehitra ny afo, izay niainga tao amin’ny mpivaro-kazo...
Lire la suite sur
Image à la une de Tsarahonenana : Trano miisa 12 kilan’ny afo, olona iray maty