IBITY ANTSIRABE : Hanokatra ozinina vaovao ny ALPHA Ciment
Holcim Madagasikara no namantaran’ny maro ny orinasa teo aloha saingy efa niova ho Alpha ciment izany ankehitriny. Nanamafy ny orinasa fa efa manana toerana lehibe eo amin’ny fiaraha monina malagasy ny fisiany satria efa mihoatra ny 75 taona ny traikefa hanany, tsy eo amin’ny famokarana simenitra ihany fa eo ihany koa ny fiaraha miasa maharitra amin’ny ireo mpisehetra amin’ny lafiny fanorenana sy fanitarana tanàna. Fantatra fa hanokatra osinina vaovao hamokatra simenitra ny...