Vokatry ny hain-trano : Ny jiro tapaka, ny rano tsy nisy !
Ankoatra ireo tra-pahavoazana, tsy manan-kialofana ary nidom-pahoriana tampoka tamin’iny hain-trano goavana tetsy Tsarahonena iny dia niteraka fahavoazana hafa, ho an’ireo faritra manodidina teny an-toerana ihany koa izany loza izany. Taorian’ny nitrangan’iny loza iny mantsy dia voatery notapahan’ny orinasa Jirama ny...