Talatavolonondry : Very teo am-piangonana ny moto

Mifanakaiky ny sekoly sy ny fiangonana. Olona iray izay manan-draharaha tao amin’ilay sekoly no nametraka vetivety ny kodiaran-droa nentiny teo amin’ny tokontanim-piangonana. Vetivety ihany ny diany, tokony ho teo amin’ny 20 minitra teo. Ampy tsara anefa izany ho an’ireo olon-dratsy amin’ny halatra moto. Niverina ilay rangahy ary efa tsy teo amin’ny fitoerany intsony ny moto Yamaha Bws, scooter izay tena ilainy amin’ny fiainana andavan’andro. Nanganohano ilay rangahy fa kosa...
Lire la suite sur
Image à la une de Talatavolonondry : Very teo am-piangonana ny moto