Mandoto : Dahalo raindahiny maty voatifitra

Ny herinandro teo, nitombo iray indray ireo olon-dratsy nahazo tapakila ho any amin’ny varo-tsy mifody. Tany amin’iny distrikan’i Mandoto iny, tao amin’ny kaominina Ambohimanambola, fokontany Soavinarivo, dahalo iray fantatra amin’ny anarana hoe Hoby no voatiftra nandritry  ny fifandonana, raha avy nanafika tanana iray ka nifanehatra tamin’ireo zandary sy ny fokonolona. Noho ny ratra nahazo azy, dia tsy tana intsony ny ainy. Ny zava-nisy : ny alin’ny 26 jona lasa teo dia...
Lire la suite sur
Image à la une de Mandoto : Dahalo raindahiny maty voatifitra