Kaominina Fanandrana Toamasina faharoa : Mpifoka sy mpivarotra rongony tratra ambodiomby
Tsy mety mifarana mihintsy ity resaka rongony ao Toamasina faharoa ity, na efa manao ny ezaka rehetra ny zandary amin’ny fisavana ireo fambolena sy mikasika ity resaka rongony ity. Araka ny vaovao vpoaray avy amin’ny zandary indray dia tovolahy iray sady mpifoka no mpivarotra rongony iray tratran’izy ireo. Nisy ny fitanana azy tao amin’ny Poste fixe tao Fanandrana, ka raha nosavaina ny tany aminy dia rongony mifono nahatratra folo kapoaka ny hita. Ny 28 jona tamin’ny 05ora maraina...