Fikambanana « Zara Fitiavana » : Nanolotra sakafo mafana ho an’ireo sahirana teto Toamasina…

Hafa kely no nentin’ireto mivondrona ao anatin’ny fiombonana « Zara Fitiavana » fa nisy ny fanoloran’izy ireo sakafo ho an’ireo Malagasy sahirana mpatory an-dalam-be ho fankalazana ny andron’ny 26 jona. Firahan’ireo olona tsara sitra-po izy ireo nanao izao hetsika izao. Hetsika natao tao amin’ny EPP Maurice Guiyot Bazar be ary nahavory ireo sahirana mpatory an-dalam-be teto Toamasina. Sakafo mafana maraina toy ny vary amin’ny anana – sosisy – henabolina – mofo sy dite...
Lire la suite sur
Image à la une de Fikambanana « Zara Fitiavana » : Nanolotra sakafo mafana ho an’ireo sahirana teto Toamasina…