Fonja ben’Ambalatavoahangy Toamasina : Ankizilahy voafonja miisa dimy afaka CEPE…
Miezaka manarina ireo voafonja mbola azo arenina ireo mpandraharaha sy fonja sy ireo olom-panjakana eto Toamasina, amin’ny fampianarana azy ireo mba ahazo ireo diplaoma tokony ho azony. Fantatra ary fa nisy ireo ankizilahy voafonja noho ny heloka vitany tamin’ny fiaraha-monina no niatrina ny fanadinana ...