Entana hosoka miparitaka : Nidina an-tsehatra ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa
Tena miparitaka etsy sy eroa tokoa ny entana hosoka. « Efa nahatratra izahay, na menaka izany na koa lafarina ary efa nanao tatitra izany tany amin’ny manampahefana saingy ny tsikaritra dia votsotra hatrany ireo mpanao ratsy ary tsy mety tratra mihitsy ny tena atidoha mikotroka ireo fanaovana hosoka ireo » raha araka ny fanazavan’i Eugène Ratsimbazafy, mpiaro ny zon’ny mpanjifa. Manoloana ny zava-misy dia miantso ny mpanjifa mba ity mpitarika sy mpiaro ny mpiaro ny zon’ny...