VAKINANKARATRA / Andro maneran-tany ho an’ny ronono  Hovelomina indray ny FIFAMANOR

«Ronono mahavelona ny rehetra » io no loahevitra noraisina tamin’ity taona ity ho fanamarihana ny andro, tsy diso anjara tamin’i’zany ny teto Vakinankaratra, iray amin’ireo faritra isan’ny tena mamokatra ronono ary manome lanja ity seha-pihariana ity. Raha tsiahivina tamin’ny andron’ny repoblika fahatelo no tena nahazo laka sy niroborobo fatratra ary nahafa-po ireo tantsaha sy mpandraharaha ary mpanjifa ny resaka ronono, taorian’ny fanonganam-panjakana niseho teto...
Lire la suite sur
Image à la une de VAKINANKARATRA / Andro maneran-tany ho an’ny ronono  Hovelomina indray ny FIFAMANOR