Ambohimalaza : Taxi-moto voatifitra bigboss
Miala eto an-drenivohitra mba ho eny Ambohimalaza. Mandalo sampanan’Imerinkasinina ny làlana satria misy olona iray hafa alaina. Izany hoe manao taingin-telo manomboka eo. Izay no nifanarahan’ny lehilahy iray tamin’ny taxi-moto. Neken’io farany ilay asa. Roso tokoa ary ny dia ary dia nizotra araka ny tokony ho izy hatreo amin’ny ampahan-dàlana voalohany nanaovana taingin-droa. Tsy nisy ahiahy nipetraka arak’izany teo amin’ilay mpitondra moto. Rehefa tonga tamin’ny fotoana...