ANTSIRABE : FAB LAB SY SUPER-CODEUR, 66 mianadahy nahavita fiofanana

Fiara-miasan’ny orange solidaire Madagascar sy ny faritra vakinankaratra amin’ny alalan’ny I-votika no nafahana nampiofana mpianatra mahakasika ny “developpement numerique”. Mpianatra 66 mianadahy no nahavita fiofanana mahakasika ny fablab sy super-codeur, 23 mianadahy tamin’ireo no avy amin’ny oniversiten’ny Vakinankaratra nanaraka fampiofanana mahakasika ny fampiasana fitaovana ara-teknolijia toy ny imprimente 3D, découpe laser. Ny 43 mianadahy kosa avy amin’n Association...
Lire la suite sur
Image à la une de ANTSIRABE : FAB LAB SY SUPER-CODEUR, 66 mianadahy nahavita fiofanana