CISCO Toamasina renivohitra : Simba ny biraony noho ity fiarabe nentin’olona mamo
Samy taitra ny rehetra raha tonga ny omaly maraina nahita ity lohana fiarabe nifatratra teo amin’ny rindrin’ny biraon’ny CISCO Toamasina renivohitra, mifanandrify amin’ny tranombarotra Score araben’ny fahaleovantena. Raha ny fanazavan’ilay mpanampy ny mpamily izay voatery niandry ny fiara, fa ilay mpamily nitsoaka ny tompon’andraikitra, dia mamo ilay mpamily nandritra ny fitondrany ilay fiara ka izao nifatratra tamin’ny rindrina izao. Niteraka fahasimbana...