Antsirabe : Vehivavy varira novonoina, notapahana ny lohany

Vehivavy lehibe iray, mananiky ny 70 taona, manana toe-batana varira no hita faty tsy nisy loha intsony, tao amin’ny fokontany Vohikely, kaominina Sohandrariny, distrakan’Antsirabe faharoa. Nandray fepetra avy hatrany tamin’ny fanokafana ny famotorana ireo zandary tany an-toerana ary fantatra fa efa misy olona iray voasambotra, raha ny fanazavana azo tamin’ireo tompon’andraikitra. Raha hiverenena ny zava-nisy : ny alin’ny sabotsy hifoha alahady teo no nisy nanafika tao...
Lire la suite sur
Image à la une de Antsirabe : Vehivavy varira novonoina, notapahana ny lohany