Bemokotra : Mandrahona ny hanafika tanàna ny dahalo

Manakohako any amin’ny ampitandrefan’i Menavava, any amin’ny kaominina ambanivohitra Bemokotrà, ato anatin’ny disitrikan’i Maevatanàna, feo mihely heno, etsy sy eroa, makasika ny fandrahonan’ireo dahalo hanafika tanàna any amin’iny faritra iny. Hatreo aloha dia mbola tsy fantatra mazava ny tena anton’izany, nandritra ny fanadihadiana nataonay tamin’ireo olona maromaro, avy any an-toerana , ny feo ihany koa no re, raha nambaran’izy ireo, fa hisy dahalo hanafika, any...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Bemokotra : Mandrahona ny hanafika tanàna ny dahalo