Ambositra 2 : “Coach sportif” i Maître Haja
Mpampikotrana eny anivon’ny “sale de musculation” no hahafantaran’ny maro an’i Maître Haja. Io farany izay notapahin-doha sy nodorana, raha hiverenana kely. Diso arak’izany ny filazàna fa mpisolovava izy. Efa mandeha ny fanadihadiana momba ity raharaha ity ankehitriny ary manintona ny sain’ny besinimaro satria tafahoatra ny habibiana nihatra tamin’ity lehilahy ity. Raha tsiahivina dia niala tao an-tranony izy ny alakamisy lasa teo ary nilaza ny ho any Ihosy noho ny asany. Ny...