Talata Volonondry : Vehivavy mpamaky trano nadoboka am-ponja

Vilany miisa 25, izay miteti-bidy aman’hetsiny maromaro no nangalarin’ity vehivavy ity tao amin’ny tokatrano iray tetsy Avaratsena, Talata Volonondry. Tsy lasa lavitra anefa dia voasambotry ny zandary ity farany. Ny alahady lasa teo, raikitra ny akoralava sy ny antso vonjeo teo amin’ny tanànan’ny koba sy ny saosisy, tetsy Talata Volonondry. Vehivavy iray manodidina ny 34 taona, izay efa malaza ratsy ho mpamaky trano hikoizana teny an-toerana no tra-tehaka ambodiomby, teo...
Lire la suite sur Midi Madagascar
Image à la une de Talata Volonondry : Vehivavy mpamaky trano nadoboka am-ponja